« Milentika » i Madagasikara, Mamitiana Randrianarison.

 

MILENTIKA…

 

Mirany fihantsiana
Mamboly fahoriana
Ny fitondrana misy

Mitsapa fatanjahana
Mitady fanjanahana
Ry tongatonga ho azy

Mihany herim-bahoaka
Minia ny hanapoaka
Ry tsy ampy fialam-boly

Mikaroka sahotaka
Mitady izay hahapotraka
Ry zatrazatra hanongana

Mangina tsy miteny
Manoa ombieny ombieny
Ireo antenaina hitsangana…

Miaritra mangina
Miaina fihafiana
Ry gasy bematory

Mikimpy na mahita
Mihafy ny amin’ny ditra
Vahoaka mihasahirana

Mandainga sy mandrendrika
Manovaova endrika
Ireo zatra misolelaka

Mitsorika milentika
Mirifatra mihemotra
I Madagasikara…

NARY. Mamitiana Randrianarison.
27/07/2016

Rajao tsy mahomby

hvm vonjy

HERY SY VOAHANGY M…

poker de Hery et épouse ananas 1

Jean-Luce Randriamihoatra

MADAGASIKARA

Pov

a la dérive

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s