« Fiaraha-monina », Christiane Ramian.

 

Fiaraha-monina

 

Be ny zavatra tsy takatro,
Na fahaizana tsy ananako,
Fa ny hany tena fantatro,
Dia izaho sy ny tantarako…

Tsy haiko koa ny fiainanao,
Na ny an’iny olona iny,
Ka aza hitsabahanao,
Ny azy fa efa tsy tiany…

Samia masina antaniny,
Hoy ny ohabolandrazana,
Samia manasoa ny akaniny
Hitsiriritan’ny mpitazana,

Fa raha te hitafatafa akia,
Ndao hitady izay mahasoa
Tsy ho lanin’ireo karajia
Ny tolakandrontsika roa

Tsy ho zarina ny zaza
Handre ireo fosa mampiady
Na resaka ankivazavaza
Na kitakitan’ ny mpivady

Fifanajana fiaraha-monina,
Manomboka amin’ny kely indrindra
Ny vavaka hiaraha-manonona
Ny hiara-miaina anaty rindra.

© Fiaraha-monina.

Christiane Ramian.

30/07/2016.

fiaraha monina

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s