HVM « Mpitondra manofy atoandro », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 

Mpitondra manofy atoandro

 

Tetika vaovao hampiasain’ireo olona karamain’ny HVM ato anaty FB indray zao ny fandetehana ao anatin’ny sain’olona fa mbola i Rajao ihany no ho lany amin’ny fifidianana 2018. Hasesika ao anatin’ny saim-bahoaka fa mbola mankasitraka an’io filoha entin’ny vadiny amin’ny sangany io ny ankamaroan’ny vahoaka Malagasy. Marina fa mamy ny seza ary izay tonga eo tsy te hiala eo intsony fa mitady ny fomba rehetra hijanonana eo fa raha ho an’ity fitondrana HVM ity kosa aloha dia manofy atoandro na manao nofy ririnina raha mbola mieritreritry ny ho lany amin’ny 2018. Fitondrana efa hita fa tsisy mpiaro, ankoatra ny EMMOREG, ireo depiote sy loholona mpamadika palitao jamban’ny « Malette » ary mpanao gazety tsy manana « etique » karamaina volabe sy tambazana fiara 4×4. Raha tena mamim-bahoaka, maninona raha avela maneho hevitra sy midina an-dalambe malalaka ny vahoaka? Tsy misy mpitondra mamim-bahoaka izany eto ambon’ny tany ka voahongan’olom-bitsy e! Matoa matahotra ho voahongan’ny mpanohitra izany dia fitondrana marefo ary tsy misy mpitia. Ny fanontaniana mipetraka aza dia ny hoe mbola ho tonga amin’izany 2018 izany ve io fitondrana io??

HVM manofy

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s