« Fa ahoana ihany ity delestazy ity e? », Patricia Andriamana (Mcm-Tanà).

Fa ahoana ihany ity delestazy ity e?

Miverina indray Ra Delestazy tato ho ato ary dia tonga masiaka be! Samy mahatsikaritra izany angamba ny rehetra. Na inona na inona voalaza fa anton’izay fahatapahan-jiro izay, tsotra ihany ny an’ny vahoaka dia ny hoe miverina indray ny delestazy ary tsy mahavita mahamaha olana ny fitondrana HVM. Inona indray izao ny “excuse”? Nirehareha be ery Rajao tamin’izay fotoana izay hoe 3 hatraminy 6 volana dia ho foana avokoa ny delestazy manerana ny Nosy, aiza ho aiza izay? Hodiana fanina tsotra izao lay tranga rehefa tsy hitany izay anaovana azy 2 taona sy tapany aty aoriana, fa tena ho atao resaky ny moana sy marenina ve izy ty zalahy? Aiza ho aiza ny fampandrosoana ny firenena raha izany? Delestazy tsy voafehy, ny ‘sécurité” tsy voafehy,….

Ny tombony rehetra sy ny entina anatsarana ny fiainam-bahoaka tsy misy vita, tsy miatomboka akory aza, fa kosa raha Fanagonan-karena, fivarotana tanindrazana, fanitsakitsahana lalana, raha izany dia faran’ny tena “maître” ry Rajao sy ny ekipany !

Jirama a1

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s