Lasa ny Orinasa VIMA (karana-frantsay) ary Symbion Power ny Jirama. Fivarotana Tanindrazana. 2015- 2016.

zouzar

Zouzar Bouka (à droite), chairman du groupe Vima avec Paul Hinks

Zouzar Bouka, chairman du groupe Vision Madagascar a annoncé une future collaboration entre sa société et l’entreprise américaine Symbion Power. « Le partenariat s’inscrira dans le cadre de l’énergie …
AGENCEPRESSE-OI.COM

Mazava amin’izao sary izao lohan’ny lehiben’ny viMA ( Atoa Zouzar Bouka lehiben’ny vision Madagascar) eto an-kavanana amin’ny sary, fa mitetika hanjanaka an’i Madagasikara eo amin’ny lafiny angovo ny karana frantsay sy mitetika ny hanao izay danin’kibony eo amin’ny vidin’ny jiro sy rano .Sektera iankinan’ny aim-pirenena eo amin’ny lafiny indostria sy ny fainan’ny vahoaka amin’ny an-kapobeny ny resaka angovo. Maimbomaimbo fifanarahana maloto izay hampiankindoha bebe kokoa sy hampandohalika mandrakizay ny firenena malagasy indray izao fanapahank’evitry ny fitondrana malagasy izao. NY TANJON’NY MPITONDRA VE DIA HANJARY HO VAHINY ETO AMIN’NY TANINY NY MALAGASY? Efa ny fitondrana ihany no nambotry sy nanodikodina ny volan’ ny JIRAMA fototriizao olana rehetra mitranga izao.

Ny karana izao no mizahozaho satria nomena ny laka sy fahefana ka ry zareo indray no mirehareha HANAGANA MADAGASIKARA VAOVAO tanjon’ny vi MA (Vision MAGDAGASCAR ) Atao inona ary aiza ny fitondrana malagasy « voafidim-bahoaka »? TSY MANAN-KATAO HAFA TSY NY HIVAROTRA ORINASAM-PIRENENA sy ny HAREM-PIRENENA ve ny mpitondran-tsika? ( ADEMA, AIR MADAGASIKARA, SERANANA REHETRA, sns… )TSY NISY FANONTANIANA NY HEVIN’NY TEKNISIANINA MANAMPAHAIZANA, MPITANTANA MALAGASY ary indrindra koa VAHOAKA MALAGASY, Aiza ireo solom-bavambahoaka? Fanampiana tsotra eo amin’ny lafiny teknika no ilain’ny Jirama, na fividianana fitaovana vaovao fa tsy fivarotana ny orin’asa. MPITONDRA TSY MAHAY ,TSY MENDRIKA, MIALÀ TEO rehefa tsy mahavita azy . TSY MANAIKY LEMBENANA ISIKA! FAHALEOVANTEANA AR-ANGOVO = fototry ny TENA FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA. Bernard Rasolonjatovo9 août 2015

Vima investira dans l’énergie avec les Américains

Un partenariat en vue. La visite de 15 investisseurs américains membres du Corporate Council Africa (CCA) dans la Grande île s’annonce fructueuse. Zouzar Bouka, chairman du groupe Vision Madagascar a annoncé une future collaboration entre sa société et l’entreprise américaine Symbion Power. « Le partenariat s’inscrira dans le cadre de l’énergie étant donné que Symbion Power est spécialisé dans ce secteur », indique-t-il. Paul Hinks, CEO de l’entreprise américaine et non moins chairman du CCA déplore que le court séjour à Madagascar (10 au 12 mai) n’ait pas permis de faire des actions concrètes. « Nous sommes pourtant confiants que le nombre d’investisseurs américains qui vont travailler dans le pays va augmenter », affirme-t-il avec optimisme. Ce dernier a profité de la rencontre avec la presse pour émettre des recommandations pour le secteur énergétique à Madagascar. « Le pays devrait se tourner beaucoup plus vers les énergies renouvelables et abandonner progressivement l’énergie thermique. Il faut réduire l’importation de fuel qui coûte très cher », poursuit-il. A noter que l’achat de carburant pour les groupes électrogènes de la Jirama s’élève à 188 millions de dollars par an.

Zouzar Bouka, ex président de l’AMCHAM (American Chamber of Commerce in Madagascar), a fait ses études en Floride (USA). Ce Français, très proche des milieux d’affaires américains, s’est distingué lors de l’US Africa Business en août dernier où il était le seul représentant d’une enseigne malgache aux côtés du président Obama.

A.P.O.I.

« Fa ahoana ihany ity delestazy ity e? », Patricia Andriamana (Mcm-Tanà).

Fa ahoana ihany ity delestazy ity e?

Miverina indray Ra Delestazy tato ho ato ary dia tonga masiaka be! Samy mahatsikaritra izany angamba ny rehetra. Na inona na inona voalaza fa anton’izay fahatapahan-jiro izay, tsotra ihany ny an’ny vahoaka dia ny hoe miverina indray ny delestazy ary tsy mahavita mahamaha olana ny fitondrana HVM. Inona indray izao ny “excuse”? Nirehareha be ery Rajao tamin’izay fotoana izay hoe 3 hatraminy 6 volana dia ho foana avokoa ny delestazy manerana ny Nosy, aiza ho aiza izay? Hodiana fanina tsotra izao lay tranga rehefa tsy hitany izay anaovana azy 2 taona sy tapany aty aoriana, fa tena ho atao resaky ny moana sy marenina ve izy ty zalahy? Aiza ho aiza ny fampandrosoana ny firenena raha izany? Delestazy tsy voafehy, ny ‘sécurité” tsy voafehy,….

Ny tombony rehetra sy ny entina anatsarana ny fiainam-bahoaka tsy misy vita, tsy miatomboka akory aza, fa kosa raha Fanagonan-karena, fivarotana tanindrazana, fanitsakitsahana lalana, raha izany dia faran’ny tena “maître” ry Rajao sy ny ekipany !

Mcm.

zouzar

Jirama

Jirama a1

 De l'eau boueuse à la pompe actualite.housseniawriting.com

Jirama (1)

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Lasa ny Orinasa VIMA (karana-frantsay) ary Symbion Power ny Jirama. Fivarotana Tanindrazana. 2015- 2016.

  1. Gasy Besaina dit :

    Madagascar aurait besoin d’une nouvelle revolution. D’abord, PUTCH the président. après, sauter les occupants de la marmite.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s