« Mba misy zavatra mandeha ve eto? », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Mba misy zavatra mandeha ve eto?

Tsy fantatra intsony hoe inona moa izany no tena asa ataon’ity fitondrana HVM ity satria rehefa tena jerena dia tsy misy zavatra mandeha eto amin’ity firenena ity, indrindra fa ny resaka sosialim-bahoaka. 4 bolana izay no nitsanganan’ity hoe « gouvernement de combat  » ity kanefa tsy hita hoe inona no tena vokatra hatreto. Tsy mba misy ny zava-bita tsara misongadina fa ny hany mba vitan’ity governemanta ity tao anatin’izay efa-bolana izay ka nisongadina, dia ny famoahana lalana manampi-bava ny mpanao gazety sy ny olom-pirenena ary ny fiarovana mafy ny sinoa ao Soamahamanina.

Ny delestazy ary ity miverina indray kanefa efa noreharehana tamin’ny taon-dasa fa hoe ho foana afaka volana vitsy satria efa tantanin’ny orinasa amerikanina Symbion Power. Ny vidim-piainana tsy mitsahatra ny miakatra, ny tsy fandriampahalemana tsy resahina intsony.

Fehiny, fitondrana tsy hanao na inona na inona mihitsy no misy eto amin’ity Madagasikara ity fa fitondrana tsy manao afatsy ny mampanakarena haingana andian’olom-bitsy. 

Tena mahaleo tena ve
Rajao tsy mahomby
Roindefo c Izy mitsamy tsy miady izany
Sarisary Politika
HVM 2 HVM Régime de la Terreur
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s