« Tsy mifankahazo sahady hono i Rajao sy Olivier », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 

Tsy mifankahazo sahady hono i Rajao sy Olivier

Raha ny loharanom-baovao mari-pototra, dia misy disadisa sahady indray eo amin’ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra Mahafaly Olivier. Ny antony dia satria hilatsaka ho fidiana amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny praiminisitra amin’ny 2018 ka tsy zakan’ny sain-dRajao mihitsy. De inona indray moa zany zao no hiseho fa dia hiaina ao anatin’ny disadisan’ny PRM sy ny PM indray zany ny vahoaka Malagasy.

Ny an’i Rajao moa efa fantatra fa tsy laharaham-pamehana aminy dia ny mbola afahan’izy mianakavy manohy ny fanagonan-karena ao arianan’ny 2018 ka ireo rehetra izay mety manelingelina azy dia hiadiavana. Efa niarahana nahita izany tamin’ny fotoana naha praiminisitra ny Gal Jean Ravelonarivo. Dia inona moa izany ny fampandrosoana mbola hantenain’ny Malagasy amin’izany toe-javatra izany fa dia eo enao ry vahoaka miharitra ny fahantrana sy ny fahasahiranana fa ny mpitondra mbola miady ho an’ny tombotsoan’izy ireo manokana.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s