Faritra Sofia, Marc Ravalomanana. 14 Août 2016. Toby Ibora, Befandriana avaratra,

 Mandroso RandriaArp Helisoa

Filoha Marc Ravalomanana tao amin’ny Toby Ibora. Nanotrona ny Fihaonambe Fifohazana FJKM

 

Sofia 6 Sofia 4

Sofia 1 Sofia 9

Sofia 2 Sofia 7

 Teto no anjaran’i Befandriana Avaratra, notsidihin’i DADA!!!!

Nandray an’i DADA i BEFANDRIANA io tolokandro teo io … Tsy naharitra izy fa niara-nitorevaka tamin’ireto olona ‘zay sendra azy, teo ampitan’ny mairie, ary nifampizara ny masaka tamin’izy ireo : masikita tripes, mangahazo …

Befandriana 5 Befandriana 3

Nalai-misaraka tamin’ny Filoha Ravalomanana ireo tao Befandriana-Avaratra. Izy anefa tsy maintsy hanohy ny dia na dia efa mena-masoandro aza tamin’io …. Mbola maro ny adidy miandry any Avarabaratra any !

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s