Faravohitra, Marc Ravalomanana-Chissano. 17 Août 2016.

Ph. MCM, OCT 2014.

Arp Helisoa.

Nihaona tamin’ny filoha Marc Ravalomanana teto Faravohitra ny filoha Mozambikana teo aloha Joaquime Chissano avy amin’ny Sadc.

Faravohitra C1

Faravohitra C4

Faravohitra C3 Faravohitra C5

publication de H E Marc Ravalomanana.

Arp Helisoa

Faravohitra C6 Faravohitra C7

Faravohitra C10 Faravohitra C9

Tiana Maharavo

Raisin’ny Filoha Marc RAVALOMANANA ny SADC

Taorian’ny resaka nifanaovan’ny delegasinin’ny roa tonta dia nanambara ny SADC fa tsy notanterahana antsakany sy an-davany ny Tondrozotran’ny SADC. Anisan’izany ny toko faha-3 Fametrahana ny fifampitokisana sy ny fampihavanam-pirenena. Tsapany ihany koa fa marefo tanteraka ny fitondrana izay mijoro ankehitriny ka mila mifanantona ny herivelona rehetra fa tsy mankasitraka ny fanonganam-pankana ny SADC. Vokatr’izany dia mikorosy fahana ny ara-toekarena sy ny ara-tsosialy.


Nanambara ihany koa ny Filoha RAVALOMANANA fa tsy misy « ni ni » izany intsony amin’ny 2018. Ny lalàna hoy izy dia tsy natao hikendrena olona na vondron’olona iray fotsiny fa tokony hahakasika ny besinimaro. Noresahiny tamin’ireto iraky ny SADC ireto ny raharaha Magro Ankorondrano izay nasiana fanakanana, ny tanin’ny groupe TIKO eny Andohatapenaka izay lasa hopitaly, kianja filalaovana rugby, sy toeram-piantsonan’ny zotra nasionalu ary tranon’ireo mpandray anjara amin’ny Fihaonana ant-tapin’ny tany mampiasa ny teny frantsay. Nampirisika ny Filoha Marc RAVALOMANANA ny SADC hihaona amin’ny Filohan’ny Repoblika fa araka ny filazan’ity farany dia efa manokatra varavarana ho an’ny Filoha RAVALOMANANA ny Filoha Hery RAJAONARIMAMPIANINA.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s