« Sekoly Fanabeazana Fototra », Nitiah Nosy.

 

S.F.F (Sekoly Fanabeazana Fototra)

 

Andrianiko, resahako fa toera-nahasoa,
nahaizanay nanao kajy, sy namaky « a » sy « o ».
Namolavola hankamamy ny fiteny Malagasy,
reharehanay hatrany fa nahaizan-taratasy.

Dabilio mihozohozo, solaitrabe tsy dia mazava,
trano tsy mba zarizary sy mienda-tafo lava.
Tsy nampihemotra anay, nihafianay hatrany,
tanjonay ny ho tafita dia nitozo teny ihany.

Sekolin’ny sarambabe, nikolokolo sy nanondrotra,
tokony omena lanja fa fanabeazana ny fototra:
ao ny zaza gasy maro no mandresy ny habadoana,
aza atao an-jorombala fa fanoitram-pandrosoana.

Nitiah Nosy

Dadanay Nitiah Nosy

Sekoly SFF

 Nitiah Nosy Poeta 1

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s