« Aoka lesy izay a… », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

 

AOKA LESY IZAY A…

 

Zandry a…

Mahandrasa lesy tantana
Aza mila avara-patana
Amin’izay efa hianjera
Mba ovay aloha ilay sera

Tena ekena fa tsy rariny
Raha ny marina no marina
Aoka aloha ilay fanonganana
Aleo ilay ditra aloha faranana

Raha izao ialahy hanjera…
Fa tsy te hiandry lera
Dia ho avy indray ry boto
Mbola hanao lalao maloto

Aoka lesy izay ry nama
Na tsy milay ilay fitondrana
Ndrao ilay indray ho tohatra
Ho an’ireo mpanani-bohitra

Aoka lesona ho antsika
Ireny lasa efa vita e…
Aleo miandry fifidianana
F’efa io Ravalomanana e

NARY. Mamitiana Randrianarison.
18/08/2016

Antsohihy 11

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s