Kianjan’ny 13 Mey : « Saika tonga hanafika ve ny fahavalo? », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 

Saika tonga hanafika ve ny fahavalo?

Nahagaga ny rehetra omaly no nahita ireo mpitandro ny filaminana an-jatony maro nameno ny kianjan’ny 13 mey sy nivezivezy eran’ny tanàna. Fa misy inona? hoy ireo tsy mpanara-bavao izay sedra nandalo teny Analakely omaly. Hiakatra eto Antananarivo ve ny dahalo avy any atsimo sa ho avy hanafika ny fahavalo avy any ivelany? Rehefa nandrasana dia hita fa olom-pirenena nikasa haneho hevitra kay no ho avy eny amin’ny kianjan’ny 13 mey.

Ny mpitandro ny filaminana anefa miantrana toy ireny any amin’ny tany miady ireny ary mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika. Mbola tsy nisy agamba fihetsiketsehena ka nanetsehana mpitandro ny filaminana maro toy ireny tao anatin’izao fitondrana HVM izao.

Dia gaga ity ranamana ity ary nanontany hoe: fa inona no tena ahatahoran’ny HVM olona maneho hevitra? angaha dia efa tena fanjakana marefo ka tsipindy iray fotsiny dia mipitika?

Kianja 13 Mai Août 2016
Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s