« La France m’a demandé d’aider Rajoelina à évincer Ravalomanana ». Ratsiraka Didier… Nanaiky aho…

Ratsiraka Didier. « Mandrak’ity androanyAo foana ny vahiny (Quai d’Orsay-frantsay) mibaiko antsika… » hoy Radidy. Petsa daholo ianareo (Frantsay, Radidy, Tgv, ireo 109 voasazin’ny Firenenamikambana -Communauté Internationale-) fa sady nanonga-panjakana taminy fomba feno habibiana : nandoro sy nandroba fananam-bahoaka, indrindra namon’olona. Ary na tianareo na tsia, dia izay no zava nisy, ary miraikitra ho Tantara, eto aminy Tany sy Fanjakana Malagasy. MCM.

Rivo Alison 

noho ny fitiavan-tena anty ranamana ity dia maro ireo olona namohy ny ainy,maro ireo very fitadiavana . maro ireo tao anatiny iray andro dia simba tanteraka ny fianany izay efa nilofosany tao anatiny taona maro…
fa mino aho nefa fa ‪#‎faly‬ izy any @zao satria ra maro no lavo dia izy sy ny fianakaviany kosa efa ‪#‎panefoefo‬ manana ny ampy ..

 

Ny vokatry ny adalanareo ?

-Madagasikara mahantra, ary gisitra eran-tany.

-Mpanao politika mpangalatra, mpanao kolikoly.

-Mpivarotra Tanindrazana.

-Vahoaka mijaly. Tsy an’asa, noana, very hasina

Ratsiraka 2

 Ratsiraka 3

tgv 5 

7d742-pauvret25c325a92

Georges Ranaivomanana·  Toutes les pertes et les merdes aux " Gasy ambany ", et tous les bénéfices et autres avantages énormes et gigantesques aux pilleurs occidentaux sans état d'âme et aux " Gasy ambony " !!!!!!! Ainsi va la vie dans la Grande Île !!!!!!!

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s