« Mandeha mankany amin’ny Jadona », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Mandeha mankany amin’ny Jadona

Tsy maintsy ho tafapetraka ihany ny fitondrana Jadona kasain’i Rajao apetraka eto amin’ity firenena ity raha tsy mety tonga saina mihintsy isika vahoaka. Efa mibaribary ankehitriny ny tetika maloton’ny fitondrana HVM dia ny hanginan’ny sy hanampim-bava ny olom-pirenena rehetra, indrindra fa ny mpanao gazety, ary ny tsy hisian’ny mpanohitra mieritreritra ny hanao fihetsiketsehana an-dalambe intsony.

Ireny Miaramila sy polisy an-jatony nameno ny kianjan’ny 13 mey tamin’ny zoma ireny dia midika mazava fa tsy mila olona manenlingelina ny sezany mihitsy i Rajao mianakavy. Isaky ny misy ve olom-pirenena mba mijoro hanohitra izao fitondrana izao dia tsy maintsy hanaovana « perquisition » ny tranony ary rahonana ho samborina? Izany no manaporofo fa efa miroso tsikelikely mankany amin’ny jadona ny firenena amin’izao fotoana izao ary toa voafehiny tsara izany.

Raha izao no mitohy, hagalam-bato be mahatsiravina ity Rajao ity amin’ny 2018 ary izay rehetra mieritreritra ny hanohatra eo tonga dia any am-ponja no iafarany.

Miaramila Anlakely a

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s