« Praiminisitra mpiray tendro amin’ny mpanao kolikoly », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 

Praiminisitra mpiray tendro amin’ny mpanao kolikoly

Raharaha iray mbola miteraka resabe kanefa ezahan’ny fanjakana atao toy ny tsy misy ny mikasika ilay fanodikodinana vola avo lenta tao amin’ny ministeran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana izay nahavoasaringotra ny Praiminisitra Mahafaly Olivier sy ny mpanolo-tsainan’ny filoham-pirenena Claudine Razaimamonjy.

Tsiahivina ihany fa nampanantsoina teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha mihitsy ireo « inspecteur d’etat » miisa 3 izay namoaka ity raharaha ity satria mikitikitika ireo tan-dapa tsy maty manota. Hatramin’ny Radio France Internationale (RFI) dia namoaka ny vaovao ary nilaza fa tafiditra ao anatina raharaha kolikoly avo lenta ny praiminisitra Malagasy. Nanaovana ‘interview”manokana mihitsy i Mahafaly Olivier ary niaro tena mafy kanefa tsy naharesy lahatra ny rehetra.

Tsy mahagaga koa moa raha voatonontonona amina resaka kolikoly tahaka izao ingahy PM amin’izao ity satria izy mianakavy HVM ireo dia efa hiarahan’ny rehetra mahalala fa mpanao trafika sy kolikoly ary izay afera maizina rehetra azo eritreretina. Hatrany an-dapa izao no manjaka ny kolikoly ary tsy azo atao na inona na inona ry tsy maty manota mianakavy.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s