« Fanjakana mpanompo vazaha », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 

Fanjakana mpanompo vazaha

Ekena fa nampalahelo ny zavatra nitranga an’ireto olona vahiny nisy namono fa fanontaniana lehibe tokony hipetraka hoe : fanjakana tena natao ho an’ny vahoaka Malagasy ve no misy eto sa fanjakana ho an’ny teratany vahiny ? Ny zavatra hita mantsy dia mikorapaka foana ny fanjakana Malagasy rehefa ny teratany vahiny, indrindra fa ny Frantsay no maty misy mamono fa rehefa ny Malagasy no maty dia tsy mba taitra ny mpitandro filaminana. Impiry moa no misy Malagasy misy namono amin’ny fomba feno habiabiana kanefa tsy mba tratra mihitsy ireo nahavan-doza! Ny asa fampihorohorona nitranga tetsy Mahamasina ny 26 jona lasa teo aza moa mandrak’ity ny androany tsy fantatra hoe iza no tompon’antoka.

Rehefa teratany Frantsay no misy mamono, tahaka izay niseho tany Sainte Marie, dia mikorapaka daholo izy mianakavy ary hatramin’ny SEG (sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena) mihitsy no milaza amin’ny mpanao gazety fa tsy maintsy ho karohan’ny mpitandro ny filaminana ary ho samborina farany izay haingana ireo nahavan-doza.

Izany no fanjakana misy eto amin’ity Madagasikara ity !

Sainte Marie Fanjakana mpanompo vahiny

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s