« Na olona 10 aza no mihetsika dia miaramila 10 camion », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 

Na olona 10 aza no mihetsika dia miaramila 10 camion

Mafy ihany rehefa fitondrana marefo tahak’izao fitondran’i Rajao izao fa na dia olona 10 aza no midina an-dalambe haneho hevitra dia miaramila efa 10 camion no ahetsika. Marefo loatra ilay fanjakana ary ry zareo ao amin’ny fitondrana ao dia mahalala tsara fa halam-bahoaka tanteraka ka na olona 10 monja aza no manao fihetsiketsehana dia mety hiafara amin’ny 1 alina tampoka. Io ilay antsoina amin’ny fiteny frantsay hoe « mouvement de masse spontané ».

Raha raisina ohatra zao ny tamin’ny sabotsy teo, famoriam-bahoaka kely tsy misy dikany tetsy Andrefan’Ambohijanahary dia feno miaramila amin’ny camion manomboka aty Anosy hatrany Soarano. Teo amin’ny kianjan’ny 13 mey zany moa tsy lazaina intsony.

Raha tadidin-tsika koa nisy fotoana nidina tetsy Analakely ny antoko Aroriaka izay nahitàna olona 10 raha be indrindra kanefa miaramila no nameno tanàna. Averina foana ity teny ity fa ny fitondrana mamim-bahoaka izany dia fanjakana mafy ary tsy hatahorana ny hiongana izany mihitsy na iza na iza ary na firy na firy olona manao fihetsiketsehana. Matoa matahotra mafy ny hiongana dia mahatsapa tena tsara fa halam-bahoaka.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s