« TTMR » TiaTanindrazana manohana an’i Ravalomanana.

Roger Razanakoto. 28/08/2016.

 Vita sy tontosa soamantsara ny Sabotsy 27 août 2016 ny fitambaran’ireo firaisakinan’ny diaspora manohana ny filoha Ravalomanana .

Mitondra ny anarana TTMR (Tia Tanindrazana manohana an’i Ravalomanana).

Misaotra antsika rehetra tonga nanotrona sy nahatanteraka izao fihaonana izao.

Vao fihatomboany ihany fotsiny io, fa ny manetsa be mbola tsy maintsy hisy tsy ho ela araky ilay baiko manao hoe : << Tonga miaraka ny fanombohany, ary miasa miaraka no fahombiazana >>.

Roso ity fa tsa mimpody koa.
Ravalomanana no filoha @ 2018 no tanjona.

Hijoro atsy ho atsy ny TTMR eran-tany sy ny ao an-tanindrazana.

Mbola mamerina hatrany ireo tonga rehetra e!.

Roger Razanakoto Nandray anjara avokoa ny rehetra tonga ary mirary hatrany ireo olon-tsotra sy ireo association misy rehetra mba hanatevin-daharana ny TTMR.

Niray feo ny Gtt, ny Malagasy Mandroso, ny Gtt International ary ireo association vitsivitsy ka mitondra ny anarana hoe TTMR.

MCM : GTT ou TTMR, il faut savoir tourner la page.

Communiqué officiel commun. Site GTT INT GE, Mercredi 31/08/2016.

TTMR 2 TTMR3

TTMR4 TTMR5

TTMR6 TTMR7

Ravalomanana a

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour « TTMR » TiaTanindrazana manohana an’i Ravalomanana.

  1. RAJAOHARIMANANA Hery Charles dit :

    Miarahaba oh, mankasitraka ny fanohanana ataonareo oh. Fa izao kosa aloha eh, asa raha mba tadidinareo fa nisy ilay olona avy tany aminareo iny atao hoe « VAZAHA » ny surnom. Tena nitarika anay tokoa izy iny taty Madagasikara. Ary tena sarotra ny toe-draharaha tamin’izay satria niantra aman’aina. Ankehitriny iny olona avy tany aminareo iny indrindra no nivadika tamin’ny Filoha RAVALOMANANA taty aoriana satria angamba tsy nahazo toerana tsy fantatro ka ho anareo izay manohana tompoko oh, mivadibadika toa tanalahy. Ekena fa tsy misy olona marina izany fa ny fomba sy ny toe-tsaina ary ny fotokevitra hitondran’Atoa Ravalomanana no hanohanana azy kah

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s