.
« Tsangambaton’ ny Fahaleovantena » eto Antsirabe, izay nataon’ Son Excellence Ny Andriana Pierre RAZAFY-ANDRIAMIHAINGO, Officier de l’Armée, Architecte-Urbaniste DPLG, ancien ENA-Paris, nanao ny Plan d’urbanisme an’Antananarivo, Fianarantsoa, Toliara, Mahajanga, Diego-Suarez, Toamasina, ireo Architecture an’ireo Ministera maro ao Antananarivo sy ny Tribunal rehetra manerana an’i Madagasikara, ary Ambasadaoron’ i Madagasikara tany Great-Britain, Vatican, Grece ary Israel… (Youtube).
–