« Ireto vehivavy ireto kay zany no tompon’ny tanàna! » Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 

Ireto vehivavy ireto kay zany no tompon’ny tanàna!

Mazava ankehitriny araky ky lahatsoratra omaly fa ireto vehivavy ireto, tsy izay izany fa i Voahangy Rajaonarimampianina, Claudine Razaimamonjy, Nicole Andrianarivoson ary i Herisoa Razafindrakoto no tena manana anjara lehibe amin’ny fandraisana fanapahakevitra eto amin’ity firenena ity. Mazava fa dia ny hevitr’ireo vehivavy 4 ireo, mba tsy ilazana hoe baiko, no tanterahan’ny Rajao. Ny iray vadiny ary ny 3 hafa kosa dia mpanolotsaina akaiky dia akaiky😨.

Raha fehezina dia izy 4 mirahavavy ireo no tena mitantana ity firenena ity fa pantin ny ambiny. Tsy mahagaga raha mitotongana any amin’izay tsy izy ny firenena, olona tsy nisy niomana ny hitantana firenena ary tsy manana traikefa na dia kely aza no mandray ny fanapahakevitra rehetra eto. Olona tsy mieritreritra afa tsy ny hampitombo ny harenany ary tompon’ny fanaovana kolikoly. Hiarahan’ny rehetra mahalala izany.

Voahangy sy ny namany
Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s