« Tsy ho tain’omby kosa », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

 

TSY HO TAIN’OMBY KOSA

 

Andeha mba ho aiza moa ny tena
Tsy jinery fotsiny ihany?
Tsy ampy vola sy harena…?
Koa lazaina fa ambany…

Andeha mba ho aiza moa ny tena?
Hikorataba hanao inona?
Foana foana moa fefena
Sy iniana hampanginina

Andeha mba ho aiza moa izahay?
Raha ny marina no tsorina
Vao vaky ny ady mahamay…
Mbola indreny izahay ho sorona?

Andeha mba ho aiza moa izahay?
Na dia misy aza tsy rariny
Efa hafirina koa moa izay?
Fa ny hagaigeny no nitariny

Andeha mba ho aiza isika gasy?
Foana anaty fahantrana
Izay tafita…any an-dafy
Tsinindry ila ny mizàna

Andeha mba ho aiza ho’aho valio?
Indray ho tohatra fiakarana?
Nefa izao no tadidio…
Ampy izay ny efa fianarana…

Izany hoe « lapoaly fika »

NARY. Mamitiana Randrianarison.
08/09/2016

mamitiana-tainomby-2 mamitiana-tainomby-3

Mamitiana a2

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s