Chrisitine Razanamahasoa : Fanjakana « sauvage », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Fanjakana « sauvage » hono no misy eto

no misy eto,

Maro tamin’ireo mpanara-baovao no taitra omaly raha nahare ny teny nataon’ny depiote Chrisitine Razanamahasoa izay nilaza mahitsy fa « fanjakana Sauvage » no misy eto amin’ity Madagasikara ity. Rehefa mandinika ny tena dia izay teny hoe « sauvage » izay tokoa no tena mahalaza ny endriky fanjakana tarihan’i Rajao. Maro ireo milaza fa fanjakana jiolahy no misy eto fa ilay hoe « sauvage » no tena mety ilazana azy. Fanjakana « sauvage » satria tahaka ny any anatin’ireny toerana feno biby mirenireny any Afrika ireny dia tsy misy izany lalàna izany fa didin’ny besandry no mihatra ary samy manao zany danin’ny kibony ireo mahery.

Tsy izay tokoa ve moa no zava-misy eto Madagasikara? Manao ze tiany atao ny mpitondra sy ny fianakaviana ary ireo olona akaiky azy ao an-dapa ao ary tsy azo kitikitihana mihitsy. Tsy misy izany tany tan-dalàna izany ary na misy aza dia hadikan’ny mpitondra amin’izay itiavany azy. Fitantanana ny raharaham-pirenena tsy misy mandeha amin’izay laoniny ary ny vahoaka samy mandeha samy mitady izay ahavelona azy sisa.

Izany marina no atao hoe « fanjakana Sauvage ».

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s