FTMTK-Antsirabe, faha 50 taona. Marc Ravalomanana.

Filoha Marc Ravalomanana manotrona ny faha 50 taona ny TANORA TANTSAHA FTMTK ( Fikambanany Tanora Malagasy Tantsaha Katolika).

ftmtk-4

Haja Raherivelo avec Hanitriniaina Razafimanantsoa

 Fankalazana ny faha 50 Taona. Manotrona azy ny solombavambahoaka TIM Antsirabe Michel sy José.Miisa 3000 mahery ireo Tanora Tantsaha FTMTK eto Madagasikara no tonga nidinika ny Finoana sy ny fiarovana Tontolo iainana.

Tojo Ravalomanana – Filoha Marc Ravalomanana – Député Michel – Député José. Manotrona ny Jobily faha 50 Taona ny FTMTK ao Antsirabe.

Filoha Marc Ravalomanana mifampiarahaba amin’i Eveka Fulgence Razakarivony sy Philippe Ranaivomanana ao Antsirabe amzao ora izao.

 Député Michel sy Député José solombavambahoaka TIM voafidy teto Antsirabe 1 sy 2 miaraka amireo Tanora Tantsaha FTMTK.

 Hafaliana tsy omby tratra ny anireto Tanora nifanatri-tava tamin’i Dada.Tao ny latsadranomaso-tao ny naka sary fahatsiarovana- tao ny mba te hikitika na handray ny tanany fotsiny – tao ny niresadresaka sns sns e! Samy nalaina hisaraka fa dia tsy maintsy e! any aminy fampandrosoana ireo Tanora Tantsaha no dingana manaraka.
.
 
 Zanak’ i Dada..

 Filoha Marc Ravalomanana miaraka amireo Birao Pikambana vaovao ny Tanora FTMTK Nasionaly.

Antsirabe fety

Sary Mcm 2014.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s