12/09/2016. Foulpointe, incendie. Lourd bilan.

Raharimanana Patrick

Foulpointe: une cinquantaine de maisons détruites par le feu

Vers minuit de dimanche à lundi, le feu est parti d’une maisonnette derrière le bazar à coté de l’église anglicane. Le feu s’est propagé en très peu de temps et a atteint l’hôtel Relax qui s’est trouvé complètement ravagé par le feu.

Le seul pompier du village n’arrive pas à maîtriser le feu.

Vers 2h du matin, le feu est éteint mais il a laissé un bilan lourd de 50 maisons détruites.

Plusieurs maisons ont été sacrifiées et démolies pour éviter la propagation du feu.

On attend le bilan humain et matériel.

www.sobikamada.com

Photos, publication de Lovalove Hasina. Ino Vaovao.

folpointe-1 folpointe-2

folpointe-3 folpointe-4

folpointe-5 folpointe-6

folpointe-9

Normal ?

 12/09/2016. 16h00 – BILAN NATIONAL DES INCENDIES :

L’incendie à Mahavelona ramène actuellement le bilan national des incendies, publié hier 11 septembre, depuis le début de l’année 2016 jusqu’à ce jour à 22 incendies sur l’ensemble du territoire malgach. Le bilan fait état de 1 332 ménages détruits, 5 702 personnes sinistrées et 48 décès. Le ministère de la Population renouvelle son appel à la prudence à l’endroit de la population et rappelle la nécessité de déployer les moyens pour lancer au plus vite la campagne de prévention, de sensibilisation et de communication prévue à cet effet.
orange mg

Malagasy Tia Tanindrazana

Ho main’ny afo natsangany…

13/09/2016
Mahavelona Foulpointe, Ambovomamy, Port-Bergé, Mahajanga an-tampon-tanàna, Ankazomborona, Ambilobe, Vatovavy Fitovinany, Ikalamavony, Analamanga (Isotry, Antohomadinika, Ankasina…). Inona daholo izany ? Faritra nahitana afo, haintrano nandripaka trano maro, saiky tanàna iray manontolo, nandravana fananana, nisy ny namoizana aina, nahatonga traboina maro, sns. Nalaza, tato ho ato, ny afo. «Nandalo Ramaka ka may ny tanety», hoy ny fitenenana. Iza anefa ity Ramaka? Mety ho ny tsy fitandremana na tandrevaka, mety ho ankasomparana tsotra izao koa anefa, noho ny doro tanety, tevy ala…

Amin’izany rehetra izany, mitranga ny fahasahiranana. Tsy ampy fitaovana ny kaominina, toa izay nitranga tany Mahavelona Foulpointe. Foulpointe, izay azo lazaina fa faritra manana ny maha izy azy. Iroboroboan’ny sehatry ny fizahantany sy fandraharahana samihafa mifandraika amin’izany (hotely fandraisam-bahiny…). Fiara mpamonjy voina iray no miantoka izany. Izay indray anefa, tsizarizary (maty bateria, tsy ampy rano…). Tsy mahagaga raha goavana ny fahavoazana.

Taratry ny fitotongan’ny fiainan-dRamalagasy izany. Tompon’andraiki-panjakana iza, minisitera iza no mba nisaintsaina, niomana amin’izay mety hisian’ny loza tahaka izany? Tranga iray amin’ny maro ihany iny niseho tany Mahavelona iny fa maro ny faritra na renivohitra tsy ampy fitaovana hiatrehana ny loza tahaka izany.

Ny mahavariana, mahalasa saina anefa, mailaka sy kinga ery ny mpitondra fanjakana rehefa miseho ny loza. «Tsy tara amin’ny zavatra hay», hoy ny fitenin’ny tanora. Haninona? Hitondra fanampiana e, hitondra ny fiaraha-miory amin’ireo niharam-boina na traboina e… Hitondra vary amin’ny gony, fanitso, fantsika… Hitondra akanjo tonta, fripérie e. Angaha izay ihany, mitondra mpaka sary alefa amin’ny televiziona. Amin’izay hitan’ny olona fa hoe mitsetsetra ireo niharam-boina, tsy manadino ny vahoaka sahirana, ny any ambany tanàna… Manararao-paty hisehosehoana, mihevitra ny sasany ho kentrina sy dondrona.

Averina indray fa misy fetrany ny zava-drehetra. Indray andro any, mbola «ho main’ny afo natsangany».

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s