« Tetikasam-bazaha daholo no hireharehana », Rivo Albert (Mcm Tanà).

 

Tetikasam-bazaha daholo no hireharehana

 

Mirehareha ery izao fitondrana izao rehefa mba mitokana zavatra kely etsy sy eroa. Tamin’ity fitondrana HVM moa dia hatramina zavatra kely tsy misy dikany tokony ho tokanan’ny ben-tanàna aza dia minisitra mihitsy no tonga mitokana, na ny filoham-pirenena tahaka ny terrain de basket tetsy 67 ha.

Aoka anefa ho fantantsika vahoaka fa ny ankamaroan’ireo fotodrafitrasa tokanana ireo dia saika tetikasa avy amin’ny vahiny avokoa fa manao tantsoraka fotsiny ny fanjakana Malagasy. Na zavatra kely tsy misy dikany aza eto amin’ity firenena ity dia tsy maintsy famatsiam-bola avy any ivelany. Na ireo fotodrafitrasa lehibe ho tanterahana aza, tahaka ny fanitarana ny seranan-tsambo’ny Toamasina aza dia tetikasan’ny japoney 100%. Na inona na tetikasa kasaina atao eto amin’ity Madagasikara ity dia tsy maintsy miandry famatsiam-bola avy amin’ny mpiarahamiombon’antoka raha tsy izany tsy mandeha. Hatramin’ny fanisana mponina avy dia tsy maintsy miandry ny sitrapon’ny banky iraisam-pirenena.

asa-vazaha

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s