17-18/09/2016. Maroantsetra sy ny Filoha Marc Ravalomanana.

Joel Rakoto Vaovao Maroantsetra #filoha_marc_ravalomanana

Miandrin’ny fandalovan’ny filoha ny vahoakan’ny Maroantsetra androany asabotsy 17 septabre2016

Tomefy olona ny lalana niandry ny fandalovan’ny filoha ireo vahoaka marobe. Raha ny vaovao azo dia hamonjy ny fetin’ny fiangonana FJKM izy.

maroantsetra-3 maroantsetra-5

Marc RAVALOMANANA

18/08/2016

Tsy hitondra fanantenana fotsiny fa hitondra fampandrosoana aingana no sady maharitra ho an’ny mponina rehetra no tanjona. Faly ny vahoaka eto Maroantsetra novangiako anio sabotsy 17 septambra 2016.

maroantsetra-9

Rehefa avy niaraka nivavaka teto Maroantsetra dia mifampiarahaba, miresadresaka, mifanakalo hevitra ary……..miaraka maka sary ho fahatsiarovana. Fianakaviambe iray ihany ny Malagasy.

Helian Ralison a ajouté 2 photos — avec Stanislas Zafilahy.
Maroantsetra 17-18 Septembre 2016

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s