« Tsy menatra madainga mihitsy ity Raja ity », Rivo Albert (MCM-Tanà).

 

Tsy menatra madainga mihitsy ity Raja ity

 

Mahagaga mihitsy fa tena tsy mahalala menatra mihitsy ity filoham-pirenena Malagasy ity fa dia sahy madainga ankitsirano zao na dia any amin’ny haino aman-jery vahiny any aza. Raha nihaino isika ny resaka nataon’i Rajao tao amin’ny TV5 Monde nandritra ny fandalovany tany Paris dia nahita fa sady mpandainga no mpamita-bahoaka mihitsy ity Rajao ity.

Raha nanontany ilay mpanao gazety frantsay hoe « inona no tena zava-bita nisongadina vitanao tao anatin’izay 2 taona sy tapany nitondranao ny firenena Malagasy izay? Dia tsy nisalasala i Rajao namaly hoe « satria ny 80%’ny Malagasy tantsaha avokoa dia ny sehatry ny fambolena no tena natao laharam-pamehana tao anatin’ny roa taona mahery ary tena nahitam-bokany tokoa izany satria dia nandroso ny tontolo ambanivohitra eto Madagasikara. »

Mbola nampiany aza hoe « misy faritra sasany tahaka ny any atsimo atsinanan’ny Nosy dia nitombo avo 3 heny daholo ny vokatry ny tantsaha ». Aiza ho aiza izany vokatra rehetra zany amin’izao fiainana izao ry tantsaha?

raja-mpandainga

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s