Fiaran-dalamby Fianarantsoa-Manakara. Mila vonjy ary maika, Tatitra, tsikera, horon’antsary (Videos). MCM.

Mba menatra.

« Nifandimby nitondra ny Fanjakana sy ny Tany ianareo miseo mahay politika ireo. Vokany, potika sy rava ny Firenena.  Ohatra, ny Fitanterana (an-dalamby) Antananarivo-Toamasina tsy misy intsony, torak’izany koa ny an’i Antananarivo-Antsirabe, nanjavona, kanefa toerana mamokatra sy vahoaka miasa. Potika tokoa, ary tompon’andraikitra ianareo nifandimby teo : Ratsiraka, Ratsirahonana, Zafy Albert, Ravalomanana, Rajoelina, ary  indrindra ianao Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina. Jereo ny zava misy (Fahantrana mahamenatra. Faty, Dahalo Tsy fadriam-pahalemana, Vahiny manitsakitsaka no resaka an-davan’andro). Fa lasa aiza, ary natao inona ireo vola be takalon’ny « bois de rose », volamena, « vanille », tany nomena ny vahiny (karana, sinoa frantsay… ?). Trano be, Fiara 4X4, Panama papers, indrindra tsindro hazo lena no mianjady sy @ Vahoaka. Jereo ny horon’antsary eo ambany, ary indrindra aza adino fa ianareo mpitondra taloha sy ny mpanonga-panjakana no nampahantra ny vahoaka malagasy, noho ny tsy fahaiza mitantantana sy ny fitiava-tena. Mba menatra ». MCM.

 

.

On a besoin d’aide!! URGENCE!!!

Ce mardi dernier 13 septembre 2016! Le train de voyageurs de la FCE composés de 06 wagons de voyageurs et 03 wagons fourgeons tirés par la locomotive BB246. La locomotive BB 246 faisait un EMBALLEMENT a travers la chute de mandriampotsy jusqu’au SAKAVIRO separés entre 900 mètres dans la falaise!! Le tableau s’affichait 0 BARS chez les compresseurs au pupitre de la loco au lieu de 5 BARS pour le FREINAGE!!

Plusieur voyageurs ont sauté du train au cours de cette marche!!Un grand merci à DIEU! Celui qui a FREINÉ le train!  La locomotive BB 246 est trop fatigué!! Elle etait mise en service au sein de la RNCFM depuis le 27 septembre 1981… On a besoins des nouvelles #LOCOMOTIVES

.

Ratsiraka 3

 ratsirahonana2

Ravalo Isotry 2

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s