« Olompirenena? » Christiane Ramian.

Olompirenena?

 

Indraindray ny tena mahatsiaro irery
Rehefa ilay firenena no andaniana hery
Endrey mitsoatsoaka sy toa mody fanina
Ireto vahoaka fa hoe tsy hinanan-kanina

Mangina sy moana ao anaty mosary
Mitazana foana sao hisy hanati-bary
Hatramin’ny safidy hatramin’ny saina
Nafatrany hamidy fa mamy hono ny aina

Vontompinoana sy tototry ny anatra
Ka diso olon-tompoina fa tsy mahafantatra
Fa adidy ny tany sy ny firenena
Ny any Ankoatra any no toa mampivena

Tsy hanao politika mihitsy hono izy
Kanefa masiaka rehefa krizy
Mahavita miady rehefa ho any ampaosiny
Rehefa Alahady aoka itsy ny paoziny

Rahoviana ary izany vao olompirenena?
Sady tsy atý no tsy any fa mihevaheva eny
Rehefa maty hono anefa dia haterina any
Fa tsy mety hanefa ny saran’ny tany

Olompirenena?

18/09/2016.

(C) Christiane Ramian

CUA aa7

elite-vs-the-people

qui sont-ils 2

1c615-razily2

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s