21/09/2016. L’île de Nosy Komba brûle.

Nosy Komba

21 Septembre 2016.

Depuis midi, c’est la catastrophe.
Un gigantesque incendie brûle une partie de la montagne de Nosy Komba, actuellement à 20:10 on peut voir d’énormes flammes à 400m au dessus du village d’Ampangorina. Nosy Komba

nosy-komba-2

 

Photos :  Nosy Komba

Bebel Betombo a ajouté 5 photos.

22/09/2016.

bonjour atsika jiaby. eto nosy be nisy nosy araiky atao hoe nosy komba anisany mahasariky touriste ary anisany manana ny lazany ary misy Park ihany koa ka nomaly tokony tam 2h na 14h dia nisy olo tsotra nanao tevy ala ka may antampo io nosy io nomaly mbola miredaka ny afo hatramin’izao. araka ny lohanarom-baovao azo avy amin’ny mponina any antoerana dia mbola tsy nahazo tanana fa anisany manahirana ny fiakarana any ambony sy rano hamonohana ity afo ity.
Efa nanao fanentanana izahay ato amin’ny rnm eto nosy be ary efa nampilaza amin’ny manampahefana isan-jokajy ary efa niakatra tam plateaux ihany koa ny chef de cantonnement eto nosy be.
Efa nijotso any antoerana ireo avy amin’ny cantonnement eto antoerana sy ireo mpitondra.

Malagasy Tia Tanindrazana
Madagascar : Nosy Komba ravagée par le feu

Un gigantesque incendie ravage Nosy Komba, une île au large de la côte nord-ouest de Madagascar depuis mercredi midi. L’origine des feux est encore indéterminée. Hier dans la nuit, d’énormes flammes progressent vers les zones d’habitation d’Ampangorina.

Les sapeurs-pompiers sont venus de Nosy Be pour essayer de maîtriser l’incendie. Des responsables locaux ont affirmé que les dégâts seront énormes.

Nosy Komba, littéralement l’  » île Komba « , se trouve entre la grande terre et l’île de Nosy Be. Elle culmine à 622 mètres et est entourée de rochers volcaniques. Une dense forêt tropicale recouvre la majeure partie de la surface.

La survie de  » Ampangorina « , son nom familier, doit beaucoup au tourisme. Des lémuriens peuplent ce bout de montagne émergé des mers. Nosy Komba, de plus en plus convoitée par de grands groupes immobiliers et touristiques, a pourtant bâti sa réputation par l’absence de voitures et d’électricité sur son sol. Zinfos 974. com

Malagasy Tia Tanindrazana
Nosy Komba : Tsy mbola voafehy ny afo, marobe ny fahasimbana, may ny ala

 

24 septembre 2016
Ny alarobia 21 septambra teo, nirehitra ny ala ao amin’ny Nosy Komba any Nosy Be tokony ho tamin’ny 10 ora antoandro. Faran’izay sarotra anefa ny ady amin’ny afo noho ilay toerana any antendrobohitra. Ny lohranom-baovao no nahalalana fa raha nahita ny firehetana ny manodidina dia tsy niraika tamin’ny fahitana ny afo. Efa tamin’ny 3 ora tolakandro vao samy nikoropaka ny mponina ary nifamotoana hamonony afo.

Ny alakamisy teo, nidina teny an-toerana ny tomponandrikitra isan-tsokajiny nizaha ny zava nisy. Na dia nanao ny ho afany aza anefa ny rehetra tonga teny amin’ilay toerana dia tsy nahafaka firy. Ny aty ala no nirehitra, hoy hatrany vaovao fantatra. Tery dia tery ny lalana mandeha eny amin’ilay toerana, feno haram-bato ary tsy misy rano akaiky. Taorin’izany, nahatsapa ny fokonolona fa sarotra ny mifehy ny afo.

Tamin’ny resaka re teny an-toerana, hoy hatrany vaovao, manahy mafy fa tao nisy ihany ny nanao fanahy niniana nandoro ity ala voajananahary ity.

Soa ihany, araka ny loharanom-baovao, tsy nisy ny trano may na olona naratra. Etsy andaniny kosa anefa, maro dia maro ny voly simba toy ny fambolena « poivre », kafe, katakata sy ny zavatra hafa nambolena tamin’ilay faritra nirehitra ary mampalaza azy. Hatramin’ny omaly, tombanana eo amin’ny 4 ha eo ny velaran-tany simban’ny afo. Raha mitohy anefa ny fahamaizana dia tsy mbola fantatra izay ho tombam-bidin’izay ho rava tanteraka.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s