« Vavaka amin’ny Razana », Mcm.

 

Vavaka amin’ny Razana.

 

Endrey re Tompoko, malahelo tokoa ny tena ary miraviravy tànana aza indraindray rehefa mahita ny fahoriantsika Manankasina. Very ny maha Malagasy antsika. Ary ilay fahendrena izay nanan’ny Ntaolo Razantsika dia tsy hita soritra intsony eo amin’ny fihetsikin’ny tsirairay an-davanandro.

Efa maro ihany izay hevitra naposakin’ny tena teto izay na dia tsy ampy sy miparitaka be fahatany aza. Noho izany eo ampiandrasana ny tohiny izay antenaina fa ho mazavazava kokoa ary amin’ny tenin-drazantsika dia mamelà ahy hianareo handrotsaka ranomaso sy hivavaka amin’ireo izay nanao antsika dia tsy iza fa ireo RAZANTSIKA.

MCM.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s