24/09/2016, Marc Ravalomanana. Mananara Avaratra (I). G Valosoa, Arp Helisoa, Mandrosoa Randria.

Arp Helisoa . 24/09/2016

Mananara Nord, Vahoaka maro sady faly no mandray an’i Dada any antoerana.www.gvalosoa.com

Ara-bakiteny no hanatanterahan’ny Filoha Ravalomanana ny filamatry ny FJKM amin’ity volana Septambra 2016 ity : « MANAMBARA NY ASAN’NY TOMPO NY MINO ».

Mitsidika ny any Mananara Avaratra izy, ka fiangonana roa no mandray azy any antoerana dia ny:
– ny FJKM Ampanaovamarina sy
– ny FJKM Soavinarivo Alfa, ity farany moa dia mbola eo andalampanamboarana, efa ho telo taona izay fa tsy mbola vita hatreto. Nitondra fananampiana an’ity farany ny Filoha.

— avec Arp Helisoa et 2 autres personnes.

mananara-2mananara-1

mananara-3mananara-5

Arp Helisoa

FJKM Soavinarivo Alfa – Mananara Avaratra

Tsy vitan’ny nitsidika fa nanolotra fanampiana ara-pitaovana ny Fitandremana ny Filoha Ravalomana ka nanome simenitra 50 lasaka sy tafo ihany koa…

Tsy mbola afa-po izy fa niantso fournisseur teo no eo ka natolony an’ilay ramatoa solotenan’ny fiangonana ny téléphone mba hanaovany ny commande directe izay entana mbola ilain’ny mpianakavin’ny finoana mba hamitàna haingana ny trano fiangonana, izay marihina fa efa nihantona efa ho telo taona izay ny asa, noho ny tsy fahampian’ny ho enti-manana.

« MANAMBARA NY ASAN’NY TOMPO NY MINO »

mananara-13mananara-14

Ny filoha Marc Ravalomanana any Mananara Avaratra, www.gvalosoa.com

Mananara Nord. Manotany ny olana mahazo ny mponina ny filoha Marc Ravalomanana, avy hatrany izy dia manome vahaolana eo ho eo ihany ka manolotra fanampiana ho azy ireo. www.gvalosoa.com

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s