24/09/2016, Marc Ravalomanana. Mananara Avaratra (II). Tangalamena, mpampianatra, sefo fokotany…

Mandroso Randria

Mananara Avaratra – Dinidinika ambany tafotrano niarahana tamin’ireo hery velona sosialy

Na dia tampoka ihany aza dia tsy naharitra fa nidinika tamin’ireo sivily manankaja tao antanana ny Filoha Ravalomanana raha nandre ny fandalovany; tonga tao ireo tangala-mena, ireo mpampianantra sy Fram, ireo sefo fokontany, mpiasa amin’ny sehatra samihafa ary olontsotra maro.
Nandalo koa ireo tanora vitsivitsy, mpianatra, tsy nanaiky raha tsy nihaona manokana tamin’i Dada.

Nihaino ireo olona tafaresaka taminy izy, nanome fitenenana izay te-hiteny rehetra ka nitondra ny hetaheta isankarazany.
Rehefa izany, dia namaly azy ireo tsirairay ny Filoha, ary tsy vitan’izay fa nizara traikefa sy nampianatra ny « leadership » koa izy…

Ireo tanora.

mananara-a14 mananara-a10

mananara-aa1

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s