« Fitondrana inona re ity misy eto amintsika ity e? » Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Fitondrana inona re ity misy eto amintsika ity e?

 

Tena tsy fantatra intsony ny ilazana ity fitondrana misy eto amitsika ity ary dia nahoana loatra aza ny Malagasy no mahazo mpitondra tahaka ireto HVM ireto? Tsy adala ihany ny olom-pirenena raha milaza fa fanjakana JIOLAHY no misy eto amin’ity Madagasikara ity, fanjakana « SAUVAGE » mihintsy hoy ny depiote sasany.

Vahoaka tsy manan-tsiny mba mitsangana miaro ny taniny dia hanamparana hery tsy misy toy izany noho ny fiarovana Sinoa izay efa hita hita fa tsy hiraharaha an’ze teratany Malagasy any. Ireo Emmo-Reg koa moa dia olona samy tsy misy ati-doha daholo, mitovy amin’ireo mpitondra ihany izy mianakavy.

Raoviana ihany isika vahoaka Malagasy vao ho tonga saina fa efa tena tsy rariny intsony izao fitondrana izao? Ny mpanohitra hampiorohorona amin’ny milisy, ny olom-pirenena tapenam-bava, ny tany tapitra hamidy amin’ny vahiny, sns, izany ve no mpitondra avelan-tsika mbola hanao izay saim-pantany? Tongava saina ry Malagasy fa efa tena tsy rariny intsony e!

soamaham-4
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s