« Ontsa ny fo », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

 

soamahamanina-aa1.

 

ONTSA NY FO

 

Rinatra ny fo…rotika mihitsy
Mahita ireto havako setrasetraina
Rombotra koa nefa izaho raha mahita
Ireto vahoaka toa barabaraina…

Vaky ny vavako…indray te hanompa
Fa loza inona re ity antsika?
Izay miana-miteny voavely kanonta
Ireny andramena aza very any tsy hita

Maloka foana ny tava mamina…
Ahoana ny hoavin’ity firenena?
Indray te hikiaka…sy andeha hanakiana
Fa mafy ity hosy atao amin’ny tena

Marary mihitsy e…te hitomany
Angaha dia voaozona loatra ary isika?
No dia samy isika no mifanambany
Tsy leo mifandritaka hoatran’ny alika

Ontsa ny fo…mahita tantsaha
Rapan’ny darok’ireo manam-basy
Nanao heloka inona loatra ry lahy?
Izay indray no baikon’i Ramananasy?

NARY
23/09/2016

soamaham-4

soamaham-6

soamaham-14

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s