25/09/2016. FJKM-Andriamahazosoa Ammi, Mahamasina. Marc Ravalomanana. (Mandrosoa Randria, Arp Helisoa).

Mandroso Randria Aza adinoina ny fotoandehibe androany, amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Palais des Sports, hiaraka hanome voninahitra an’ANDRIAMANITRA isika ho fametrahana amimpomba ofisialy ireo mambran’ny birao vaovao an’ny FJKM Foibe, tarihin’Andriamatoa IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina.

Ho avy hiaraka amintsika ao koa ny Filoha RAVALOMANANA

Arp Helisoa
Ataovy vonton’ny filazantsaran’i Kristy i Madagasikara. ataovy ampifaliana ny fitoriana ny filazantsara. torio amin’ny fanetrentena Kristy, torio amim-pahasahiana i kristy. Ny mpitandrina Andriamahazosoa Ammi filoha vaovao ny fiangonana FJKM mitory ny tenin’Andriamanitra tao amin’ny lapan’ny kolotsaina Mahamasina , www.gvalosoa.com

Ny Filoha Marc Ravalomanana.

Arp Helisoa

Hafa mihintsy ny fandraisan’ny Olona an’i dada a! horakorampifaliana no nanehoanizy ireo izany rehefa nirava ny fotoampivavahana nametrahans ny mpiandraikitra foiben’ny FJKM tao amin’ny lapan’ny kolotsaina Mahamasina

 ravalo-mahamasina-10 ravalo-mahamasina-5

ravalo-mahamasina-13

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s