25/09/2016, Marc Ravalomanana. Mananara Avaratra (III). Jobily faha 100 taona. (Mandroso Randria).

Mandroso Randria 

« Ary aoka hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara »(Heb. 10:24)

Nanotrona ny mpianakavin’ny finoana sy nanome voninahitra an’Andriamanitra tamin‘ny fanokanana ny tsangambaton’ny asa fanitarana ny Fitandremana AMPANAOVAMARINA ny Filoha Ravalomanana.

Sady fanehoana ihany koa ny Jobily faha-100 taona an’io fiangonana io izany ka pasitera maro avy any amin’ireo fitandremana manodidina no tonga nanatrika tao koa.

Rakotoarimanana Frederiste

Mananara avaratra androany 25/09/2016

FILOHA. Marc ravalomanana

Tonga nanatrika ny jobily faha 100 taonan ny fiangonana sinodam parintany miray faritra antogil fitandremana Ampanaovamarina mananara avaratra

Nisy ihany koa ireo pasitera avy any amin ny faritra manodidina
Maroantsetra sns nanotrona izany.

.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s