« Misimisy ihany izay », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

 

MISIMISY IHANY IZAY

 

Misy zavatra tsy azoko
Nahoana ho’aho no mitarazoka?
Sy dia diso ela loatra…
Ka tsy hitanay vahoaka
Ilay ambara fandrosoana e

Misy zavatra tsy tantiko
Nahoana izaho eto amin-taniko?
No setraina sy ambaniana
Ary koa terena hangina
Na dia misy aza tsy rariny

Misy zavatra hafahafa e
Be ianareo no lasa tafa
Sy mihabotrabotra izany
Mitrerona sy manambany
Anay nifidy anareo

Misy zava-tsy milamina
Asa tsy ampy ny arofanina?
Ao ananonanona ao…
Aiza ka tsy maintsy izao
No hataon’ireo vahiny

Misy tsy mazava loatra
Matoa ho’aho tsy mivoatra
Ny hita aloha dia diso paika…
Na natao tsy hiantraika
Ho an’ny maro ny fivoarana

Misimisy izay ny volana…
tsy vinaha izany ilay olana
Nefa maro ny efa tombana
Tsaratsara aleo haongana
Fa lamokany aby ireo…

NARY
27/09/201

mamitiana-a1

mamitiana-a4

mamitiana-a2

mamitiana-a3

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s