Toeram-pianarana Andohalo (Galliéni/Condorcet). Sary Mcm, ‎Johannes Patrick‎ .

Ph. Mcm-2015

« Tsy ny anaram-bazaha (Lycée Galliéni/Condorcet) no zava dehibe. Tsy misy dikany io lafiny io. Aza adino fa ny vahiny daholo no nanorina ireo trano mijoalajoala eny Andohalo eny : Rova, Lapan’ Andafiavaratra, Fiangonana telo (Anglikana, Protestanta (Internationale), Katolika, tranon’ Jean Laborde. Ny Sekoly Marie-Manjaka tsy lavitra, Fiangonana andohan’Andohalo, sns… Lovan’ny Fanjanahana (1897) daholo.

Fantatray tsara ny Tantara fa tsy i Galliéni velively, na i Condorcet no entinay hilazana ilay Sekolinay fa « Bahut ».  Misy « toe-tsaina » eo aminy fandraisana sy fitondrana ny fampianarana, ary  hikambanan’ireo mpianatra sy ny mpampianatra aman’arivony nandalo tao. Raha nandalo tao ianao, dia hainao ilay « toe-tsaina ». Raharaha ihany koa rehefa tonga ny fiafaran’ny taom-pianarana, fa misimisy ireo voatery mifindra any ivelany…

Handrato fianarana no nandalovana tao fa tsy nivaky loha taminy anaram-bazaha, izay fantatray tsara fa tonga nanandevo ny malagasy. « Andohalo » no anarany amin’izao fotoana. Ny Annexe eny Ankadinandriana.

MCM.

Sary. Mcm Oct, 2014.

Nary Solofo Rajohnson

Johannes Patrick . 15/01/2017.

Antananarivo vu du « ciel » en fait du 7ème étage du Bahut lors de la cérémonie de cloture du programme LIME 2017

lycee-gallieni-haingo-madazikart

lycee-gallieni-haingo-madazikart2

lycee-gallieni-haingo-madazikart3

lycee-gallieni-haingo-madazikart4

lycee-gallieni-haingo-madazikart5

Johannes Patrick 

 

Sary Taloha. Ny Ntaolo Ramahery

Andohalo, Kabary-Ranavalona III.

Ranavalona III

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s