« Ny olona mandroso, isika Malagasy mihemotra hatrany », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Ny olona mandroso, isika Malagasy mihemotra hatrany

Vaovao heverina fa tena lehibe ary nahaliana ny fitokanan’ny fanjakana Ethiopianina sy ny Sinoa an’ilay lalamby vaovao mirefy 750 km sy ireo lamasinina mandeha eo amboniny izay mampitohy an’i Addis-Abeba sy Djibouti omaly. Tetik’asa tena goavana dia goavana ary anisan’ireo lehibe indrindra aty Afrika, ary nandanian’ny fanjakana Sinoa vola hatrany amin’ny 3,5 Miliara dolara.

Raha ny fahitan’ireo mpahay toe-karena azy dia vaomaika hampiroborobo ny toekarena Ethiopianina sy Djiboutianina ity tetikasa ity. Ny firenena mahantra hafa dia izany hiarahan-tsika mahita izany fa tena mivaingana ny fampandrosoana fa tsy resabe fotsiny tahaka izay ataon’i Rajao. Fampandrosoana izao foana no dradradradraina kanefa ny vahoaka miha mahantra hatrany.

Tsy i Ethiopie ihany fa saika ireo firenena Afrikanina heverina fa mitovy amin’i Madagasikara 30 taona lasa tany izay dia efa lasa lavitra daholo, ohatra: Kenya, Tanzanie, Zambie, Gabon, Angola, Soudan, Botswana, Zimbabwe, sns , sns. Niniana tsy resahina intsony i Rwanda, Maurice, Seychelle, sns. Isika irery sisa no taraiky ary vao maika aza mihemotra kanefa isika no manana harena be indrindra.

Vaovao heverina fa tena lehibe ary nahaliana ny fitokanan’ny fanjakana Ethiopianina sy ny Sinoa an’ilay lalamby vaovao mirefy 750 km sy ireo lamasinina mandeha eo amboniny izay mampitohy an’i Addis-Abeba sy Djibouti omaly. Tetik’asa tena goavana dia goavana ary anisan’ireo lehibe indrindra aty Afrika, ary nandanian’ny fanjakana Sinoa vola hatrany amin’ny 3,5 Miliara dolara. Raha ny fahitan’ireo mpahay toe-karena azy dia vaomaika hampiroborobo ny toekarena Ethiopianina sy Djiboutianina ity tetikasa ity.

Ny firenena mahantra hafa dia izany hiarahan-tsika mahita izany fa tena mivaingana ny fampandrosoana fa tsy resabe fotsiny tahaka izay ataon’i Rajao. Fampandrosoana izao foana no dradradradraina kanefa ny vahoaka miha mahantra hatrany. Tsy i Ethiopie ihany fa saika ireo firenena Afrikanina heverina fa mitovy amin’i Madagasikara 30 taona lasa tany izay dia efa lasa lavitra daholo, ohatra: Kenya, Tanzanie, Zambie, Gabon, Angola, Soudan, Botswana, Zimbabwe, sns , sns. Niniana tsy resahina intsony i Rwanda, Maurice, Seychelle, sns.

Isika irery sisa no taraiky ary vao maika aza mihemotra kanefa isika no manana harena be indrindra.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s