07/10/2016. CUA-Antananarivo. Mitohy ny asa fanadiovana, Boriborin-tany faha efatra. Mahamasina…

.

FANADIOVANA FAOBE BORIBORIN-TANY FAHA-EFATRA

Nitohy ny zoma faha 7 oktobra 2016 ny Hetsika “FANADIOVANA FAOBE” izay niarahana tamin’ny Tanana Antananarivo ny teto anivon’ny Boriboritanay faha efatra sy ireo departemanta maro toy ny teo anivon’ny Polisy Monisipaly, ny Pompier, ny tsena, ary ny fifamoivoizana ary ny rafitra RF2. Tanjona ny hampirindra ny filaminana sy ny fahadiovan’ny Tanana. Miompana tanteraka tamin’ny fanadiovana ny arabe ny fanadiovana ny lakan-drano maro ary ny fampintandremana sy fanalana ireo fiara izay mipetraka eny amoron-dalana izany.
Natomboka manolohan’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena mihazo any Cité Jardin sy ny lalam-pirenena faha-7 ka niafara teo amin’ny GASTRO PIZZA Soanierana ambany izany .tsy mitsahatra hatreo ny hetsika izay tanterahan’ny Tananan’Antananarivo-Renivohitra fa mitohy hatrany maneraka ireo Boriboritany enina mandrifitra ny Tanàna
Anisan’ny vinan’ny Tanàna Antananarivo-Renivohitra ny Tanana milamina sy mirindra araka ny tokony ho izy sy manra-penitra
mahamasina5 mahamasina8
mahamasina6

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s