08/10/2016. CUA-Antananarivo. Mitohy ny asa fanadiovana. Boriborin-tany faha enina, Ambatolampy-Antehiroka.

 tana_de_nuit_0

Sabotsy 08 Oktobra 2016 Mitohy hatrany ny HETSIKA FANADIOVANA izay ataon’ny Depiote TIM RASOANOROMALALA M Horace ety amin’ny Boriborintany faha 6 ka tao amin’ny Fokontany Ambatolampy Antehiroka – no nanao ny asa fanadiovana izy sy ny vahoaka ifotony ary nitohy namakivaky ny lalankely izay mihazo ny Faritra Ambato, diovina aloha ny lalana alohan’ny anamboarana azy. Isan’ny lalana mampitaraina ny mponina mihitsy izy ity ary dia izao nojeren-dRamatoa Depiote eny ifotony izao, voaray ny hafatra ary hiaraka hisalaha ny vahoaka sy izay manana andraikitra hanamboatra izany na iza na iza fa tsy maintsy hirosoana ny asa
Nivatsy fitaovana fanadiovana rahateo Rtoa Depiote Horace ka natolotra ireo mponina mampiasa io lalana io mba entiny manadio izany (kifafa, pelle, sns …)

Arp Helisoa.

14610992_665871793572512_2170108797536944260_n 14494732_665871796905845_8438020522592819277_n

14595619_665873156905709_9190704245156422961_n 14572276_665871790239179_6313787403136038153_n

14642307_665873150239043_1319214850600506375_n

14642307_665873153572376_7530368054140579352_n

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s