Soamahamanina sy ny sinoa, 11/10/2016. « Mila miala tanteraka », hoy ny mpitarika fivavahana.

Soamahamanina. Vahoaka soa9

Mila miala tanteraka ny sinoa mpitrandraka volamena eto Soamahamanina hoy ny fanambarana mitambatra nataon’ireo mpitarika fivavahana

Arp Helisoa

Arp Helisoa
Raikitra ny fanaovana sonia ny fanambarana miaraka nataony mpitondra fivavahana . depiote. ben’ny tanana sy ny vahoaka taorian’ny vavaka natao tao Tsaramandroso kaominina Soamahamanina

Tsaramandroso Soamahamanina. , Tsy omeko anao ry mpanjaka ny tanindrazako hoy Nabota namaly ny mpanjaka Ahaba nangataka ny taniny eo akaikin’ny lapany atao tanimboaloboka. Tsy omeko ny hafa ny tanindrazako na hamoizako ny aiko aza izany. Io no teny soratra masina nanompanana ny toriteny nataon’ny mpitandrina tao antoerana nandritra ny vavaka iraisampinoana nangatahampitahiana ho anireo mponina ao Soamahamanina sy ho an’ny tanindrazana

Tandremo, mampiesona ny sinoa.

Lionnel Lambosoa. 09/10/2016.

14h30 – SOAMAHAMANINA : La société chinoise Jiuxing Mines qui s’est retirée temporairement de Soamahamanina, est actuellement dans l’attente des solutions proposées par l’Etat, afin de trouver un terrain d’entente avec la population locale. La responsable communication de l’entreprise indique que la société va d’abord mettre en place les actions sociales auxquelles elle s’est engagée en contre-partie du permis d’exploitation. Il s’agit entre autres de construction de routes, de l’électrification du village, des réhabilitation et construction de centres de santé.
orange mg

Fitrandrahana ao Soamahamanina Tsy mbola nilavo lefona ny Sinoa

11/10/2016

Mbola tsy tena nilavo lefona ka hamela tanteraka ny fitrandrahana ao Soamahamanina ny orinasa Sinoa Jiuxing Mines izay nanaisotra ny fitaovany aloha hatreto

 

. Amin’izao fotoana izao dia miandry ny vahaolana atolotry ny fanjakana izy ireo ary mikaroka izay mety ho marimaritra iraisana amin’ny mponina any an-toerana. Ambaran’ny eo anivon’ny seraseran’ny orinasa rahateo fa vonona hitondra fampandrosoana any an-toerana toy ny fanamboaran-dàlana, famatsiana herinaratra, fananganana tobim-pahasalamana ny Sinoa mba ho setrin’ny fahazoana mitrandraka. Isan’ny nanamafy ny tsy mbola fisitahana tanteraka ny Pr James Ratsimba omaly ka nilaza fa tsy mahatoky tanteraka ny fialan’ny Sinoa tao Soamahamanina ny tenany.

Mety efa nisy fifanarahana ambadika natao tamin’ny « mafia » izao zava-misy izao, hoy izy. Tondroiny ho mety nohararaotin’ny mpanani-bohitra mbola te hanjanaka ihany koa ny zava-misy ka namendrofendroan’izy ireo ny mpitondra tamin’ny filazana hoe jereo ny Sinoa mangorona ny taninareo ary izy ireo indray no hiditra lalina rehefa voahilika ny sinoa ka isan’ny himasoana aloha ny lafiny politika toy ny fikarakarana fifidianana hametrahany ny olony.

Mbola tantara mitohy ny raharaha Soamahamanina ary efa mandeha ny feo fa hiverina hitrandraka ny Sinoa aorian’ny Frankofonia.

Toky R. TiaTanindrazana.

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Soamahamanina sy ny sinoa, 11/10/2016. « Mila miala tanteraka », hoy ny mpitarika fivavahana.

  1. ISGAM CLEO dit :

    Mampalahelo ny vahoaka MALAGASY ,ahoana ireto mpitondra ireto ;tsy misy zavatra manjary eto ,lafo tanteraka i MADAGASIKARA.tsy matahotra TODY ve izy ireo,tsarovy anefa fa misy farany ny zavatra rehetra ,tsy hitondra na inona na inona any @ afobe izy ireo;omena ny kely maso sy sisa i DAGO.Mahereza ry vahoaka Malagasy.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s