« Firy hoe …? » Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

FIRY HOE…?

 

Firy izay ny niondrana?
Ny volamenantsika
Angaha dia sary vongana?
No mody tsy migiaka

Firy izay ilay very?
Very tsy hay nankaiza
Toa be ny mistery?
F’ahoana ity sakaiza a?

Firy izay nanjavona?
Naondrana any ivelany
Vahiny indray no hikavina?
Ny harena tsy nambenana

Fa firy izay ilay tsy hita?
Valizy feno feno
Avy eo dia samy vita
Sy samy mihainohaino

Mba firy ny andramena?
Naondran-dreo tsy vanona
Nitondra firenena…
Milaza ho matihanina

NARY
11/10/2016

firy1

firy2

firy4

firy3 firy5

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s