COMESA-TANA … La Honte. Mugabe, Blindés, Lalao Ravalomanana.

Arrivé hier au pays, Robert Mugabe participe au sommet du Comesa à Madagascar. Malagasy Tia Tanindrazana

mugabe

Harlay Ramanana

Blog, Marina sa tsy marina.

“Ca ne sert à rien de m’accueillir avec ces belles organisations tant que le peuple vit dans la merde”. Arrivé hier au pays, Robert Mugabe participe au sommet du Comesa à Madagascar. Une fois de plus, le Chuck Norris africain n’a pas mâché ses mots.

En effet, l’organisation du sommet du COMESA est une véritable poudre aux yeux. A titre d’exemple, des forces de l’ordre arpentent actuellement chaque coin de rue, pourtant aucune action palpable n’a été menée par les autorités quelques semaines auparavant quand le peuple criait tout son mal contre l’insécurité.

image
Lionnel Lambosoa
09h00 – BLINDES DE L’ARMEE : Le ministère de la Défense nationale rassure la population et lui demande de ne pas s’inquiéter de la présence des voitures blindées de l’armée sur les axes menant vers Ivato et vers Iavoloha. « Il s’agit d’une mesure de sécurisation à l’occasion du Sommet des Chefs d’Etat et de gouvernement du COMESA » indique le Colonel Ratovohery , Directeur de la Communication au sein du ministère de la Défense nationale.
orange mg

Lalao Ravalomanana

Arp Helisoa

Lasibatra nitovy tamin’ireo mpanao gazety Malagasy koa ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana . .Tsy nasiana fanajana na kely akory aza tamin’ny fivorian’ny COMESA .teny Ivato. Tsy mahagaga raha vitsy tsy araka ny nieritreretan’ny mpitondra azy ireo nanatrika ny fivoriana. ny mpiray tanindrazana aminao aza tsy noraharahiana

CUA serasera

Fanokafana ny fivorian’ny COMESA

Tsy mendrika ny vahiny ho nasaina ve ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sa naseho azy mihitsy ny fihetsika tsy mendrika avy amin’ny harofenitrin’ny fanjakàna, raha ny zava-niseho teny Ivato no resahana tamin’ny fanokafana ny fivorian’ny COMESA anio ankoatran’ny fahataran’ny fanasàna.

Lohany fotsiny !

18/10/2016

Hanomboka anio dia i Madagasikara indray no ho lohany eo amin’ny fitantanana ny vondrona Comesa. Ho an’ny firenen-kafa dia voninahitra ny lohany.

Ho antsika dia henatra aloha hatreto raha ny momba azy ity. Ny anarana maha lohany no ananantsika fa mbola mitana ny rambony isika eo amin’ny lafiny rehetra noho ny afitsoky ny mpitondra. Mifototra betsaka amin’ny resaka tsena sy fanondranan’ entana ny Comesa saingy tsy misy afa tsy 3% no mba fanondranana ataon’i Madagasikara amin’izany.

Any amin’ny anaram-boninahitra no maha maika ny mpitondra fa tsy any amin’ny asa ka zary anarana maneso ilay hoe “lohany” ho antsika. Raha tena fikatsahana ny hampiakatra ny harin-karena no tanjona dia any amin’ny fampandrosoana ny indostria aloha no tokony himasoana vao manao izany fitantanana ny Comesa izany.

Tsy misy anefa paikadim-pirenena mazava hampandrosoana io indostria io eto Madagasikara satria ny mpandraharaha indray aza no volosana amin’ny ny haba sy hetra mihoapampana kanefa ny jiro hampandehanana ny orinasa aza tapaka lava. Miady ho lohany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny mpitondra Malagasy kanefa ny firenena aza tsy voafehy ka hantsoin’ny olona hoe “lohany fotsiny” eto isika raha izao zava-misy izao no dinihina.

Toky R. TiaTanindrazana.

 –

 Hery Avao Ny Anay

Iza avy ireo olona ambony tonga amin’ ity fihaonana an-tampony ny COMESA:

1/ Dr Joseph BUTORE, 2ème Vice-président de la République BURUNDI

2/ Robert Mugabe, Président de la République de ZIMBABWE

3/ Edgar CHAGWA LUNGU, Président de la République de ZAMBIE

4/ Ibrahim MAHLAB, Conseiller du Président de la République Arabe d’ Egypte (Représentant du Président de la République d’ Egypte)

5/ Saleh Omer, Ambassade de l’ Erythree en Afrique du Sud (Représentant du Président de la République)

6/ Ahmed Shide, Ministre des Finances (Représentant du Premier Ministre de l’ Ethiopie)

7/ William Samuel Ruto, Vice-Président de la République du Kenya

8/ Mohamed A.H SYALA, Ministre des Affaires Etrangères Libye*

9/ Kasaila Francis, Ministre des Affaires Etrangères et de la Coopération Interantionale (MALAWI)

10/ LUTCHMEENARAIDOO Seetanah, Ministre des Affaires Etrangères de l’ intégration regionale et du commerce (MAURICE)

11/ MUKWAYA JANAT, Ministre du genre, du travail et des affaires sociales (OUGANDA)

12/ Raymond TSIHIBANDA, Ministre des Affaires Etrangères (République Démocratique du Congo)

13/ François Kanimba,, Ministre du Commerce et de l’ industrie, Représentant du Président de la République de RWANDA

14/ Claude MOREL, Haut Commissariat des Seychelles à Pretoria (Chef de la Délégation Seychellois)

15/ Hassabo Mohamed Abdul-Rahma, Vice-Président de la République du SOUDAN

16/ Barnabas Sibusiso Dlamini, Premier Ministre du Royaume des Swaziland (Représentant du ROI de Swaziland)

17/ Djaffar Ahmed SAID HASSANI, Vice-président Union des Comores

18/ Hassan HOUMED IBRAHIM, Ministre Délegué du commerce, en charge du COMESA (Représentant du Président de la République de DJIBOUTI)

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s