COMESA-Tanà, « Mpitondra tsy izy mihitsy ity Rajao ity . . . », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Mpitondra tsy izy mihitsy ity Rajao ity . . .

Miha mandeha ny fotoana dia voaporofo hatrany hatrany fa tena tsy izy nihitsy ity Rajao ity marina e! Aiza ve dia filoha Zimbabweanina indray no mahalala ny tena fahorian’ny Malagasy noho izy! Ny filoha any amin’ny firenena hafa indray no miteny hoe « tsy tokony natao ny fandraisana makotrokotroka be tahaka izao raha mbola mahantra lalina ny vahoaka », fa ny filohan-tsika tsy mahalala an’zany fa aleo mandany vola amin’ny zavatra tsy misy dikany foana na dia efa mitrongo vao omana aza ny vahoaka Malagasy.

Lasa i Robert Mugabe indray no manome lesona ny filoham-pirenena Malagasy satria mpitondra tsy mahafantatra ny tokony ho atao. Zao voaporofo tsara fa mitetateta manao zavatra izao fitondrana HVM izao satria na ireo filoham-panjakana avy any ivelany aza dia 3 monja izy ireo no tonga eto amintsika manatrika ny fivorian’ny Comesa kanefa hampidirina ao an-tsain’ny Malagasy fa ity fivorian’ny Comesa sy ny fihaonana an-tampony ny Frankofonia no zava-dehibe indrindra ka tokony hifantoka any daholo ny vahoaka Malagasy 22 tapitrisa.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article a été publié dans Non classé. Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s