CUA-Antananarivo. 19/10/2016. Mitohy ny asa Fanadiovana.

Antananarivo.
CUA - Antananarivo.

.

Toe-tsaina…

FB. Hita miezakezaka ny CUA amin’zao (tsy hidirako ny resaka politika) fa ny toe-tsaintsika vahoaka mihitsy koa ranga no tokony hiova sy hivoatra aloha na iza na iza eo!!! misy any anaty fiara tsara tarehy de manipy fako be eny an-dalana, ny sahirana indray dia eny rehetra eny no mikaka sy mipipy, ny mpisakafo an-dalana dia manipy harona sy tavoahangy eny rehetra eny, ny mpivarotra amoron-dalana dia mamela ny fakony eo rehefa hariva….VORETRA ny anarantsika rehefa mbola mandoto ny tananantsika isika…‎Marcellin Tojonirina Rajerison‎  ·

Rakoto Tatou : Sarotra ny fandaminana sy fanarenana an’Antananarivo raha tsy ny toetsain’ny rehetra mihitsy no miova ! Manorina trano eny ambony lakandrano, manary fako etsy sy eroa, mivarotra imoron-dalana no sady mandoto tanàna, kanefa rehefa tondraka ny rano dia manome tsiny hatrany ny mpitondra! Samia mandray ny andraikiny!!!

-.

ASA FA TSY KABARY.

Fiatrehina ny fiavian’ny orana dia manadio ny lalana fandehanan’ny rano maloto ny CUA Manetana ny mponina mba hitandro hatrany ny fahadiovana. Arp Helisoa.
Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s