« Aza ianao… », Nitiah Nosy.

AZA IANAO..

Aza ianao manaiky resy,

noho ny ady mifanesy;
alao hery ihany aloha,
mitsangana, mirosoa!

Aza ianao malaky kivy,
noho ilay masoandro dify;
fa ny lalam-piainana eto,
hifandimbiasan-tsoa sy sento!

Aza ianao manary toky,
tsy hiroso fa himpody;
andrandrao ilay maraina,
ny ho tody atao an-tsaina!

Aza ianao aloha mitsoaka,
ra’ ‘zay basy iray mipoaka;
miatreha, dia misikina,
hanovana ny aoriana!

Dia aza ianao mamoifo,
‘ndeha hatrakao ny loha;
fa ra’ anio ianao tomany,
rahampitso hitsiky ihany!

Nitiah Nosy.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s