« Aza mihevitra ahy fa resy « , Derasoa Ramaroson.

Aza mihevitra ahy fa resy

 

Mbola ho avy ny trambo sy ny zanadambo.
Ireo tsy matahotody rehetra ho babo hiforidrambo.
Mbola hitraka ireo Vahoaka leo basy izay napoaka.
Ireo be kibo sy be nangy hitady lalana hivoaka.

Ho avy aho hamaha ny fatoranao.
Hitsangana aho hamaha izato gadranao.
hanidina hisidina indray ilay Ankoay.
fa ny ranao mahery niboiboika hatrizay.

Aza mihevitra ahy fa resy
Raha toa nangina lesy.
fa ny hasina napetraky ny razana taloha.
tsy maty akory fa matory, Mbola hitraotra sy hifoha.

Dera 2016

Derasoa Ramaroson

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s