CUA-Antananarivo.17/11/2016. Mitohy ny Fanadiovana, ranon’Anosy.

CUA serasera

FANADIOVANA ATAON’NY KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA
Mitohy hatrany ny asa fanadiovana izay tanterahan’ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo, ny Lac Anosy sy Antanimbarinandriana no nisantarana izany anio maraina ka nandray anjara mavitrika tamin’izany ry zareo ao amin’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalàna, tsiahivina fa misy hatrany ny asa famerenana atao eny anivon’ny fokontany izay tsapa fa tena sahirana amin’ny loto sy fahatsentsenana amin’ny tatatra toy ny eny Manarintsoa ka mitohy any amin’ny fokontany hafa.

cua-fanadiovana2

cua-fanadiovana1

cua-fanadiovana3

cua-fanadiovana4

cua-fanadiovana5

cua-fanadiovana6

cua-fanadiovana7

CUA serasera

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour CUA-Antananarivo.17/11/2016. Mitohy ny Fanadiovana, ranon’Anosy.

  1. Handry dit :

    Izahay dia mirary ihany Koa Mbà ho Tonga ety @ avaratra Andraharo
    Ny fanadiovana satria Efa misy RF2 aty nefa otrany maka fako fotsiny
    Ihany no ataony fa tsy mampiatra lay lalana mifehy ny fandrarana ny
    Mpiara-monina tsy hanary ny rano maloto na rano Avy hanasana eny

    @ arabe

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s